2 Timothy 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miaraha miaritra ny mafy amiko ianao, tahaka ny miaramila tsaran’i Kristy Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miareta ny anjara fijalianao amin’ny maha-miaramila tsaran’i Kristy Jesoa anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hiaritra fijaliana miaraka amiko ianao, toy ny miaramila tsaran’i Kristy Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Miaraha miaritra ny mafy amiko ianao tahaka ny miaramila tsaran'i Kristy Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miaraha miaritra ny mafy amiko ianao, tahaka ny miaramila tsaran’i Kristy Jesosy.
malagasy
Miaraha miaritra ny mafy amiko ianao tahaka ny miaramila tsaran'i Kristy Jesosy.