2 Timothy 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mandray anjara amin’ny fifaninanana dia tsy satrohana satroboninahitra izy raha tsy manezaka araka ny fitsipi-dalao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay mifaninana hahazo loka amin’ny kianja filalaovana koa, tsy mahazo satroboninahitra raha tsy niady ara-dalàna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanao fanatanjahan-tena dia tsy mahazo satroboninahi-pandresena raha tsy manezaka araka ny fitsipika.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy manezaka amin'ny filalaovana, dia tsy satrohana satro-boninahitra izy, raha tsy manezaka araka ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mandray anjara amin’ny fifaninanana dia tsy satrohana satroboninahitra izy raha tsy manezaka araka ny fitsipi-dalao.
malagasy
Ary raha misy manezaka amin'ny filalaovana, dia tsy satrohana satro-boninahitra izy, raha tsy manezaka araka ny lalàna.