2 Timothy 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny mpiasa tany tsy maintsy misasatra aloha, ka raha efa izany vao mandray ny vokatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpamboly izay misasatra no tokony ho voalohany mandray izay anjarany amin’ny vokatra.
Malagasy Bible 1865
Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra.
malagasy
Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra.