2 Timothy 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Diniho izay lazaiko fa homen’ny Tompo fahazavan-tsaina ny amin’ny zavatra rehetra ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Diniho izay lazaiko aminao, fa homen’ny Tompo fahalalana amin’ny zavatra rehetra ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saino izay lazaiko, fa homen’ny Tompo fahazavan-tsaina momba ny zavatra rehetra ianao.
Malagasy Bible 1865
Diniho izay lazaiko, fa homen'ny Tompo fahazavan-tsaina ny amin'ny zavatra rehetra ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Diniho izay lazaiko fa homen’ny Tompo fahazavan-tsaina ny amin’ny zavatra rehetra ianao.
malagasy
Diniho izay lazaiko, fa homen'ny Tompo fahazavan-tsaina ny amin'ny zavatra rehetra ianao.