2 Timothy 2:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy Jesosy Kristy izay natsangana tamin’ny maty, dia Ilay avy tamin’ny taranak’i Davida, araka ny Filazantsara toriko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy fa i Jesoa Kristy, Ilay avy amin’ny taranak’i Davida, dia nitsangan-ko velona araka ny Evanjely toriko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy i Jesoa Kristy, Izay nipoitra avy amin’ny taranak’i Davida sady efa nitsangana velona avy tany amin’ny maty, araka ny Vaovao Mahafaly torîko.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy Jesosy Kristy Izay natsangana tamin'ny maty, dia Ilay avy tamin'ny taranak'i Davida, araka ny filazantsarako,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy Jesosy Kristy* izay natsangana tamin’ny maty, dia Ilay avy tamin’ny taranak’i Davida, araka ny Filazantsara toriko,
malagasy
Tsarovy Jesosy Kristy Izay natsangana tamin'ny maty, dia Ilay avy tamin'ny taranak'i Davida, araka ny filazantsarako,