2 Timothy 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay iaretako fahoriana hatramin’ny fifatorana aza, toy ny mpanao ratsy; nefa ny tenin’Andriamanitra dia tsy mba voafatotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay iaretako fijaliana hatramin’ny fatorana toy ny olon-dratsy aza; ny tenin’Andriamanitra anefa tsy mba voafatotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fitoriako izany Vaovao Mahafaly izany no ijaliako, ary igadrako toy ny mpanao ratsy aza. Kanefa ny tenin’Andriamanitra tsy mba voagadra.
Malagasy Bible 1865
izay iaretako fahoriana hatramin'ny fatorana aza, hoatra ny mpanao ratsy; nefa ny tenin'Andriamanitra dia tsy mba voafatotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay iaretako fahoriana hatramin’ny fifatorana aza, toy ny mpanao ratsy; nefa ny tenin’Andriamanitra dia tsy mba voafatotra.
malagasy
izay iaretako fahoriana hatramin'ny fatorana aza, hoatra ny mpanao ratsy; nefa ny tenin'Andriamanitra dia tsy mba voafatotra.