2 Timothy 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mianatra mandrakariva nefa tsy mahatratra ny fahalalana ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mianatra mandrakariva, nefa tsy mahatratra ny fahalalana ny marina na oviana na oviana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vehivavy mianatra lalandava nefa tsy afaka hahalala ny fampianarana marim-pototra na oviana na oviana.
Malagasy Bible 1865
mianatra mandrakariva, nefa tsy mahatratra ny fahalalana ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mianatra mandrakariva nefa tsy mahatratra ny fahalalana ny marina.
malagasy
mianatra mandrakariva, nefa tsy mahatratra ny fahalalana ny marina.