2 Timothy 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tahaka ny nanoheran’i Jana sy i Jambra an’i Mosesy no anoheran’ireo koa ny fahamarinana; izy ireny dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny nanoheran’i Janesy sy i Jambresy an’i Môizy no anoheran’ireo koa ny fahamarinana, dia olona ratsy fanahy sy melo-pinoana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny nanoheran-dry i Janà sy i Jambrà an’i Mosesy no anoheran-dry zareo ny fampianarana marim-pototra; fa ireo dia olona efa maloto saina, ary ny finoany efa tsy azo antoka.
Malagasy Bible 1865
Ary tahaka ny nanoheran'i Jana sy Jambra an'i Mosesy no anoheran'ireo koa ny fahamarinana, dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tahaka ny nanoheran’i Jana sy i Jambra an’i Mosesy no anoheran’ireo koa ny fahamarinana; izy ireny dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina.
malagasy
Ary tahaka ny nanoheran'i Jana sy Jambra an'i Mosesy no anoheran'ireo koa ny fahamarinana, dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina.