2 Timothy 4:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo anatrehan’Andriamanitra sy Kristy Jesosy izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny amin’ny fisehoany sy ny fanjakany, no ananarako anao mafy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no angatahina aminao, eo anatrehan’Andriamanitra sy i Kristy Jesoa, izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny andro hahatongavany sy hanjakany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no anafatrafarako anao mafy eo anatrehan’Andriamanitra sy eo anatrehan’i Kristy Jesoa, Ilay hitsara ny velona sy ny maty, ary koa noho ny andro hisehoan’i Kristy sy hahatongavan’ny Fanjakàny:
Malagasy Bible 1865
Eo anatrehan'Andriamanitra sy Kristy Jesosy, Izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny amin'ny fisehoany sy ny fanjakany, no ananarako anao mafy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo anatrehan’Andriamanitra sy Kristy* Jesosy izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny amin’ny fisehoany sy ny fanjakany, no ananarako anao mafy:
malagasy
Eo anatrehan'Andriamanitra sy Kristy Jesosy, Izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny amin'ny fisehoany sy ny fanjakany, no ananarako anao mafy: