2 Timothy 4:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa efa nandao ahy i Demasy, noho ny fitiavany izao fiainana izao dia lasa nankany Tesalonika izy; i Kreska dia nankany Galatia, i Titosy dia nankany Dalmatia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kresensy lasa nankany Galasia, ary i Tito any Dalmasia,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Damasy efa nandao ahy, satria mankamamy an’izao fiainana ankehitriny izao izy ka lasa nankany Tesalônika. I Kresensa dia lasa any Galatia ary i Tito any Dalmatia.
Malagasy Bible 1865
fa Demasy efa nandao ahy, satria tia izao fiainana izao izy ka lasa nankany Tesalonika; Kreska nankany Galatia, Titosy nankany Dalmatia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa efa nandao ahy i Demasy, noho ny fitiavany izao fiainana izao dia lasa nankany Tesalonika izy; i Kreska dia nankany Galatia, i Titosy dia nankany Dalmatia.
malagasy
fa Demasy efa nandao ahy, satria tia izao fiainana izao izy ka lasa nankany Tesalonika; Kreska nankany Galatia, Titosy nankany Dalmatia.