2 Timothy 4:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Lioka ihany no ato amiko. Alao i Marka ka ento miaraka aminao fa mahasoa ahy amin’ny fanompoana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Lioka irery no eto amiko, ka alao i Marka, ento miaraka aminao, fa manampy ahy fatratra amin’ny raharaha izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Lioka no hany eto amiko. Alao i Marka ary ento miaraka aminao, fa afaka manampy ahy amin’ny raharaha izy.
Malagasy Bible 1865
Lioka ihany no ato amiko. Alao Marka, ka ento miaraka aminao, fa mahasoa ahy amin'ny fanompoana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Lioka ihany no ato amiko. Alao i Marka ka ento miaraka aminao fa mahasoa ahy amin’ny fanompoana izy.
malagasy
Lioka ihany no ato amiko. Alao Marka, ka ento miaraka aminao, fa mahasoa ahy amin'ny fanompoana izy.