2 Timothy 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay akanjobe navelako tany Troasy tao amin’i Karpo dia ento raha mankaty ianao. Ento koa ny boky, indrindra fa ireo boky hoditra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ento kely ilay kapaoty navelako tany Trôasy ao amin’i Karposy rehefa mankatỳ ianao, ary ny boky koa, fa indrindra ny taratasy hoditra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mankatỳ ianao, dia ento ilay akanjobe tavelako tao amin’i Karpo tany Trôasy; ento koa ireo bokiko, indrindra ireo boky hoditra.
Malagasy Bible 1865
Ilay kapôty navelako tany Troasy tao amin'i Karpo, dia ento, raha mankaty ianao, ary ny boky, indrindra fa ireo boky hoditra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay akanjobe navelako tany Troasy tao amin’i Karpo dia ento raha mankaty ianao. Ento koa ny boky, indrindra fa ireo boky hoditra.
malagasy
Ilay kapôty navelako tany Troasy tao amin'i Karpo, dia ento, raha mankaty ianao, ary ny boky, indrindra fa ireo boky hoditra.