2 Timothy 4:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Aleksandra, mpanefy varahina, dia nanisy ratsy ahy be loatra. Ny Tompo hamaly azy araka ny asany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Be loatra ny ratsy nafitsok’i Aleksandra mpanefy varahina tamiko; ny Tompo no hamaly azy araka ny asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha i Aleksandra mpanefy varahina, dia betsaka ny ratsy nafitsony ahy; ny Tompo no hamely azy araka izay vitany.
Malagasy Bible 1865
Aleksandro, mpanefy varahina, efa nanisy ratsy ahy be loatra; ny Tompo hamaly azy araka ny asany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Aleksandra, mpanefy varahina, dia nanisy ratsy ahy be loatra. Ny Tompo hamaly azy araka ny asany.
malagasy
Aleksandro, mpanefy varahina, efa nanisy ratsy ahy be loatra; ny Tompo hamaly azy araka ny asany;