2 Timothy 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremonao ihany izy iny fa nanohitra fatratra ny teninay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao koa mitandrema tena tsara aminy, fa mafy izay nanoherany ny teninay izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitandrema koa ianao aminy, fa notoheriny mafy tokoa ny teninay.
Malagasy Bible 1865
tandremonao ihany izy iny, fa nanohitra fatratra ny teninay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremonao ihany izy iny fa nanohitra fatratra ny teninay.
malagasy
tandremonao ihany izy iny, fa nanohitra fatratra ny teninay.