2 Timothy 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Tompo hanafaka ahy amin’ny asa ratsy rehetra ka hamonjy ahy ho any amin’ny fanjakany any an-danitra. Ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanafaka ahy amin’ny asa ratsy rehetra ny Tompo, ary hamonjy ahy ho amin’ny fanjakany any an-danitra. Ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay. Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanafaka ahy amin’ny asa ratsy rehetra afitsoka ahy ny Tompo ka hampandroso ahy soa aman-tsara ao amin’ny Fanjakàny any an-danitra. Ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amen.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Tompo hanafaka ahy amin'ny asa ratsy rehetra ka hamonjy ahy ho any amin'ny fanjakany any an-danitra; ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Tompo hanafaka ahy amin’ny asa ratsy rehetra ka hamonjy ahy ho any amin’ny fanjakany any an-danitra. Ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena!
malagasy
Ary ny Tompo hanafaka ahy amin'ny asa ratsy rehetra ka hamonjy ahy ho any amin'ny fanjakany any an-danitra; ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.