2 Timothy 4:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitoetra tany Korinto i Erasto, fa i Trofimo dia nilaozako tany Mileto satria narary izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nijanona any Kôrinto i Erasta; ary navelako any Mileto i Trôfima fa narary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nijanona any Kôrinto i Erasta; ary i Trôfimo dia navelako ao Mileto fa narary.
Malagasy Bible 1865
Erasto nitoetra tany Korinto; fa Trofimo nilaozako tany Mileto, satria narary izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitoetra tany Korinto i Erasto, fa i Trofimo dia nilaozako tany Mileto satria narary izy.
malagasy
Erasto nitoetra tany Korinto; fa Trofimo nilaozako tany Mileto, satria narary izy.