2 Timothy 4:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy izay hahatongavana atỳ alohan’ny ririnina. Manao veloma anao i Eobolo, i Poda, i Lino ary i Klaodia mbamin’ny rahalahy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza ela, fa tongava atỳ alohan’ny ririnina. Manao veloma anao i Eobôlo, sy i Pôdensy, sy i Lino, ary i Klaodià, mbamin’ny havana rehetra iray finoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy mihitsy izay hahatongavanao atỳ alohan’ny ririnina. Manao veloma anao i Eobola sy i Podensa, i Lino sy i Klaôdia ary ny havana rehetra iray finoana.
Malagasy Bible 1865
Mazotoa hankatỳ alohan'ny ririnina. Manao veloma anao Eobolo sy Poda sy Lino sy Klaodia mbamin'ny rahalahy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy izay hahatongavana atỳ alohan’ny ririnina. Manao veloma anao i Eobolo, i Poda, i Lino ary i Klaodia mbamin’ny rahalahy rehetra.
malagasy
Mazotoa hankatỳ alohan'ny ririnina. Manao veloma anao Eobolo sy Poda sy Lino sy Klaodia mbamin'ny rahalahy rehetra.Ho amin'ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana.