2 Timothy 4:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Homba ny fanahinao anie ny Tompo! Ho aminareo anie ny fahasoavana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho ao amin’ny fanahinao anie i Jesoa Kristy Tompo. Ary ho ao aminareo anie ny fahasoavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homba anao anie ny Tompo! Homba anareo anie ny fahasoavan’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ho amin'ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Homba ny fanahinao anie ny Tompo! Ho aminareo anie ny fahasoavana!
malagasy
Ho amin'ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana.