2 Timothy 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho dia efa hatolotra ho fanatitra aidina sahady ary efa mba akaiky ny andro fialako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho dia mova tsy ny efa haidina ho fanatitra sahady, ary efa antomotra ny andro hialako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izaho moa dia efa halatsa-dra ho sorona araraka, efa mby akaiky ny fotoanandro hialako amin’izao fiainana izao.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho dia efa hatolotra sahady, ary efa mba akaiky ny andro fialàko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho dia efa hatolotra ho fanatitra aidina sahady ary efa mba akaiky ny andro fialako.
malagasy
Fa izaho dia efa hatolotra sahady, ary efa mba akaiky ny andro fialàko. [ Gr. haidina ho fanatitra aidina]