2 Timothy 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy izay hahatongavanao haingana atỳ amiko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tongava faingana atỳ amiko ianao; fa nilaozan’i Demasy aho, noho ny fitiavany an’izao tontolo izao, ka lasa nankany Tesalonika izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy mihitsy izay hahatongavanao faingana atỳ amiko.
Malagasy Bible 1865
Mazotoa hankatỳ amiko faingana ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy izay hahatongavanao haingana atỳ amiko,
malagasy
[Fanaovam-beloma sy hafatra] Mazotoa hankatỳ amiko faingana ianao;