3 John 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry malala, aza ny ratsy no alain-tahaka fa ny tsara. Izay manao ny tsara no avy amin’Andriamanitra; fa izay manao ny ratsy tsy mba nahita an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry malala, aza ny ratsy no alain-tahaka, fa ny tsara. Izay manao ny tsara no avy amin’Andriamanitra; fa izay manao ny ratsy, tsy mba nahita an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza maka tahaka ny ratsy, rahavako, fa ny tsara. Izay manao ny tsara no avy amin’Andriamanitra; izay manao ny ratsy kosa tsy mba nahita an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ry malala, aza ny ratsy no alain-tahaka, fa ny tsara. Izay manao ny tsara no avy amin'Andriamanitra; fa izay manao ny ratsy tsy mba nahita an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry malala, aza ny ratsy no alain-tahaka fa ny tsara. Izay manao ny tsara no avy amin’Andriamanitra; fa izay manao ny ratsy tsy mba nahita an’Andriamanitra.
malagasy
Ry malala, aza ny ratsy no alain-tahaka, fa ny tsara. Izay manao ny tsara no avy amin'Andriamanitra; fa izay manao ny ratsy tsy mba nahita an'Andriamanitra.