3 John 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Demetrio dia tsara laza amin’ny olona rehetra sy amin’ny fahamarinana koa; izahay koa manambara izany ary fantatrao fa marina ny fanambarànay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Milaza soa an’i Demetriosa ny olona rehetra mbamin’ny fahamarinana aza; izahay koa milaza izany, ary fantatrao fa marina ny filazanay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’i Demètry dia ny olona rehetra sy ny hafatra marim-pototra iainany no vavolombelon’ny mahatsara laza azy. Izahay koa dia vavolombelon’izany, ary fantatrao fa azo antoka ny fijoroanay ho vavolombelona.
Malagasy Bible 1865
Demetrio dia tsara laza amin'ny olona rehetra sy amin'ny fahamarinana koa; ary izahay koa manambara izany, ary fantatrao fa marina ny fanambaranay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Demetrio dia tsara laza amin’ny olona rehetra sy amin’ny fahamarinana koa; izahay koa manambara izany ary fantatrao fa marina ny fanambarànay.
malagasy
Demetrio dia tsara laza amin'ny olona rehetra sy amin'ny fahamarinana koa; ary izahay koa manambara izany, ary fantatrao fa marina ny fanambaranay.