3 John 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro ny zavatra tiako ho nosoratana taminao nefa tsy tiako hosoratana aminao amin’ny ranomainty sy ny penina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manan-javatra maro hosoratana aminao aho, fa tsy tiako atao amin’ny ranomainty sy ny penina izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manan-javatra maro hosoratana aminao aho, nefa tsy tiako hatao amin’ny ranomainty sy ny penina izany.
Malagasy Bible 1865
Nanana zavatra maro hosoratana aho, nefa tsy tiako hosoratana aminao amin'ny ranomainty sy ny penina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro ny zavatra tiako ho nosoratana taminao nefa tsy tiako hosoratana aminao amin’ny ranomainty sy ny penina.
malagasy
Nanana zavatra maro hosoratana aho, nefa tsy tiako hosoratana aminao amin'ny ranomainty sy ny penina; [ Gr. volotara]