3 John 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa manantena hahita anao faingana ihany aho dia hiresaka mifanatrika isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa manantena hahita anao faingana aho, ka dia hiresaka mifanatrika isika. Ho ao aminao anie ny fiadanana. Manao veloma anao ny sakaizantsika. Veloma any amin’ny sakaizantsika tsirairay avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa manantena hahita anao faingana aho, ka dia hiresaka hifanatrika isika.
Malagasy Bible 1865
fa manantena hahita anao faingana ihany aho, dia hiteny mifanatrika isika. Ho aminao anie ny fiadanana. Ny sakaiza atỳ manao veloma anao. Veloma amin'ny sakaiza tsirairay araka ny anarany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa manantena hahita anao faingana ihany aho dia hiresaka mifanatrika isika.
malagasy
fa manantena hahita anao faingana ihany aho, dia hiteny mifanatrika isika.Ho aminao anie ny fiadanana. Ny sakaiza atỳ manao veloma anao. Veloma amin'ny sakaiza tsirairay araka ny anarany avy.