3 John 1:15 — Compare Translations

4 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho aminao anie ny fiadanana! Ny namana atỳ dia manao veloma anao. Veloma amin’ny namana tsirairay araka ny anarany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho aminao anie ny fiadanana! Manao veloma anao ireo sakaiza atỳ. Veloma any amin’ireo sakaiza tsirairay avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho aminao anie ny fiadanana! Ny namana atỳ dia manao veloma anao. Veloma amin’ny namana tsirairay araka ny anarany avy.
malagasy
Ho aminao anie ny fiadanana. Ny sakaiza atỳ manao veloma anao. Veloma amin'ny sakaiza tsirairay araka ny anarany avy.