3 John 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia ny fandehananao amin’ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faly loatra aho, fa nisy havana iray finoana tonga nanambara ny fahamarinanao, na ny andehananao araka ny fahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faly tokoa aho, fony nisy havana iray finoana tonga ka nijoro ho vavolombelona nanambara tamiko fa mifikitra amin’ny hafatra marim-pototra ianao, araka ny efa iainanao an’izany.
Malagasy Bible 1865
Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia toy ny andehananao araka ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia ny fandehananao amin’ny marina.
malagasy
Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia toy ny andehananao araka ny fahamarinana.