3 John 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho dia ny andrenesako fa mandeha amin’ny marina ny zanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy mahafaly ahy mihoatra noho ny mandre fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy mahafaly ahy mihoatra noho ny andrenesako fa miaina ny hafatra marim-pototra ireo zanako.
Malagasy Bible 1865
Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho dia ny andrenesako fa mandeha amin’ny marina ny zanako.
malagasy
Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako.