3 John 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry malala, manao asa mahatoky ianao amin’izay rehetra ataonao amin’ireo rahalahy ireo na dia vahiny aza izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry malala, tsara tokoa ny ataonao rehetra amin’ny havana iray finoana, fa indrindra amin’ireo vahiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Asan’olona mahatoky, rahavako, no ataonao na inona na inona tontosainao amin’ny havana iray finoana, na dia vahiny mandalo aza izy.
Malagasy Bible 1865
Ry malala, manao asa mahatoky ianao na amin'inona na amin'inona ataonao amin'ireo rahalahy ireo, na dia vahiny aza izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry malala, manao asa mahatoky ianao amin’izay rehetra ataonao amin’ireo rahalahy ireo na dia vahiny aza izy;
malagasy
Ry malala, manao asa mahatoky ianao na amin'inona na amin'inona ataonao amin'ireo rahalahy ireo, na dia vahiny aza izy,