3 John 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nambaran’ireo teo anatrehan’ny fiangonana ny fitiavanao. Soa no ataonao, raha mamatsy azy amin’ny diany koa ianao, araka izay mendrika hatao noho ny amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nambaran’izy ireo teo anatrehan’ny Eglizy ny fitiavanao namana. Ary tsara raha mamatsy azy araka ny mendrika an’Andriamanitra ianao, amin’ny fandehanan’izy ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no nanambara teo anatrehan’ny Fiangonana izany fitiavanao izany. Dia ho soa no hataonao, raha manatitra sy mamatsy azy ireo amin’ny diany ianao, araka izay fomba mendrika an’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
izay nanambara ny fitiavanao teo anatrehan'ny fiangonana; dia ho soa no ataonao, raha mamoaka azy koa araka izay miendrika hatao noho ny amin'Andriamanitra ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nambaran’ireo teo anatrehan’ny fiangonana ny fitiavanao. Soa no ataonao, raha mamatsy azy amin’ny diany koa ianao, araka izay mendrika hatao noho ny amin’Andriamanitra.
malagasy
izay nanambara ny fitiavanao teo anatrehan'ny fiangonana; dia ho soa no ataonao, raha mamoaka azy koa araka izay miendrika hatao noho ny amin'Andriamanitra ianao; [ Gr. eklesia]