3 John 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa noho ny Anarana no niaingany, nefa tsy nandray na inona na inona avy tamin’ny Jentilisa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ho voninahitry ny Anarany no nandehanan’izy ireo, ka tsy nandray na inona na inona tamin’ny Jentily izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ho voninahitr’i Kristy no niaingan’ireo sady tsy anekeny handray na inona na inona avy amin’ny tsy kristianina.
Malagasy Bible 1865
fa noho ny Anarana no niangany, ka tsy naka na inona na inona tamin'ny jentilisa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa noho ny Anarana no niaingany, nefa tsy nandray na inona na inona avy tamin’ny Jentilisa* izy.
malagasy
fa noho ny Anarana no niangany, ka tsy naka na inona na inona tamin'ny jentilisa izy.