3 John 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa isika dia tokony handray tsara ny olona toy izany, mba ho mpiara-miasa aminy amin’ny fahamarinana isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy maintsy manohana ny olona toy ireny isika, mba ho mpiara-miasa aminy amin’ny fahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa isika no tokony hanohana ny olona toy ireny mba ho mpiara-miasa aminy hampiely ny hafatra marim-pototra.
Malagasy Bible 1865
Koa isika dia tokony handray tsara izay toy izany, mba ho mpiara-miasa aminy amin'ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa isika dia tokony handray tsara ny olona toy izany, mba ho mpiara-miasa aminy amin’ny fahamarinana isika.
malagasy
Koa isika dia tokony handray tsara izay toy izany, mba ho mpiara-miasa aminy amin'ny fahamarinana.