3 John 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanoratra tamin’ny fiangonana ihany aho; nefa i Diotrefa, izay te ho lohany, dia tsy mba mandray anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanoratra kely tamin’ny Eglizy aho, nefa tsy te-handray anay i Diôtrefesy izay te-ho lohan’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nanoratra tamin’ny Fiangonana ihany aho; saingy i Diôtrèfa, izay te hanjakazaka olona, no tsy nankatò anay.
Malagasy Bible 1865
Nanoratra tamin'ny fiangonana Ihany aho; nefa Diotrefa, izay te-ho lohany, dia tsy mba mandray anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanoratra tamin’ny fiangonana ihany aho; nefa i Diotrefa, izay te ho lohany, dia tsy mba mandray anay.
malagasy
Nanoratra tamin'ny fiangonana Ihany aho; nefa Diotrefa, izay te-ho lohany, dia tsy mba mandray anay. [ Gr. eklesia]