Acts 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia nitsangana teo afovoan’ireo rahalahy i Petera; tokony ho roapolo amby zato no isan’ny olona vory teo tamin’izay ka hoy izy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany dia nitsangana teo afovoan’ireo mpino i Piera (tokony ho roapolo amby zato ny isan’izy nivory teo) ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andro vitsivitsy taorian’izany nony tafavory ny mpino miisa tokony ho 120, dia nitsangana teo afovoan’izy rehetra i Petera ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany dia nitsangana teo afovoan'ny rahalahy Petera (tokony ho roa-polo amby zato no isan'ny olona vory teo) ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia nitsangana teo afovoan’ireo rahalahy i Petera; tokony ho roapolo amby zato no isan’ny olona vory teo tamin’izay ka hoy izy:
malagasy
[Ny nifidianan'ny Apostoly ny anankiray ho namany hisolo an'i Jodasy] Ary tamin'izany andro izany dia nitsangana teo afovoan'ny rahalahy Petera (tokony ho roa-polo amby zato no isan'ny olona vory teo) ka nanao hoe: