Acts 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahy, tsy maintsy notanterahina ilay tenin’ny Soratra Masina izay nampilazain’ny Fanahy Masina mialoha an’i Davida, ny amin’i Jodasy izay tonga mpitarika ireo olona nisambotra an’i Jesosy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry hava-malala, tsy maintsy tanteraka ilay Soratra voalazan’ny Fanahy Masina tamin’ny vavan’i Davida momba an’i Jodasy, izay nitarika ny mpisambotra an’i Jesoa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ry havako, tsy maintsy notanterahina izay nambaran’ny Fanahy Masina mialoha ao amin’ny Soratra Masina; fa niteny tamin’ny alalan’i Davida Izy ny amin’i Jodasy izay tonga mpitarika ireo nisambotra an’i Jesoa;
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahy, tsy maintsy notanterahina ilay tenin'ny Soratra Masina nampilazain'ny Fanahy Masina rahateo an'i Davida ny amin'i Jodasy, izay tonga mpitarika ny olona nisambotra an'i Jesosy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahy, tsy maintsy notanterahina ilay tenin’ny Soratra Masina izay nampilazain’ny Fanahy Masina mialoha an’i Davida, ny amin’i Jodasy izay tonga mpitarika ireo olona nisambotra an’i Jesosy;
malagasy
Ry rahalahy, tsy maintsy notanterahina ilay tenin'ny Soratra Masina nampilazain'ny Fanahy Masina rahateo an'i Davida ny amin'i Jodasy, izay tonga mpitarika ny olona nisambotra an'i Jesosy;