Acts 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izy iny dia isantsika ihany ka nahazo anjara tamin’izao fanompoana izao koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa anisantsika ihany koa izy, sady nanana anjara tamin’izao fandraharahantsika izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
anisanay apôstôly ihany i Jodasy ary nandray anjara tamin’izao fanompoanay izao.
Malagasy Bible 1865
fa izy dia isantsika ihany ka nahazo anjara tamin'izao fanompoana izao koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izy iny dia isantsika ihany ka nahazo anjara tamin’izao fanompoana izao koa.
malagasy
fa izy dia isantsika ihany ka nahazo anjara tamin'izao fanompoana izao koa.