Acts 1:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fantatr’izay rehetra monina eto Jerosalema izany, koa ny anaran’io saha io, amin’ny fitenin-dry zareo, dia atao hoe Akeldama, izany hoe Sahan-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zavatra fantatry ny mponina rehetra eto Jerosalema izany, ka io saha io dia nahazo anarana tamin’ny fiteniny hoe Haseldamà, izany hoe sahan-dra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatry ny mponina rehetra eto Jerosalema izany, hany ka io saha io dia nantsoin-dry zareo amin’ny fiteniny hoe Hakeldamà, izany hoe Sahan-dra.
Malagasy Bible 1865
Ary fantatr'izay rehetra monina eto Jerosalema izany, ka ny anaran'izany saha izany amin'ny fiteniny dia atao hoe Akeldama, izany hoe Sahan-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fantatr’izay rehetra monina eto Jerosalema izany, koa ny anaran’io saha io, amin’ny fitenin-dry zareo, dia atao hoe Akeldama, izany hoe Sahan-dra.
malagasy
Ary fantatr'izay rehetra monina eto Jerosalema izany, ka ny anaran'izany saha izany amin'ny fiteniny dia atao hoe Akeldama, izany hoe Sahan-drà.