Acts 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatramin’ny andro nampiakarana Azy, rehefa avy nodidiany tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina ny Apostoly izay nofidiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatramin’ny andro nampiakarana Azy, nony efa nomeny ny didiny tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina ny Apôstôly izay nofidiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hatramin’ny andro nampiakarana Azy ho any an-danitra. Talohan’ny nampiakarana Azy, dia namelany baiko tamin’ny herin’ny Fanahy Masina ireo nofidiny ho apôstôly.
Malagasy Bible 1865
hatramin'ny andro nampiakarana Azy, rehefa nodidiany tamin'ny Fanahy Masina ny Apostoly izay nofidiny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatramin’ny andro nampiakarana Azy, rehefa avy nodidiany tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina ny Apostoly izay nofidiny.
malagasy
hatramin'ny andro nampiakarana Azy, rehefa nodidiany tamin'ny Fanahy Masina ny Apostoly izay nofidiny,