Acts 1:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa voasoratra ao amin’ny bokin’ny Salamo hoe: «Aoka ho lao ny fonenany ary aoka tsy hisy olona honina ao.» (Sal 69.25) ary koa: «Aoka ho lasan’olon-kafa ny anjara raharahany.» (Sal 109.8)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izany indrindra no voasoratra ao amin’ny bokin’ny Salamo hoe: Aoka ho lao ny fonenany, ka tsy honenan’olona akory›; ary koa: ‹Aoka ho lasan’olon-kafa ny anjara raharahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny bokin’ny Salamo: «Aoka ho lao ny tranony, ary aoka tsy honenan’olona akory!» Ary izao koa: «Aoka ho lasan’olon-kafa ny andraikiny!»
Malagasy Bible 1865
Fa voasoratra eo amin'ny Bokin'ny Salamo hoe: Aoka ho lao ny fonenany, Ary aoka tsy hisy olona honina ao (Sal. 69. 25); ary koa: Aoka ho lasan'olon-kafa ny anjara-raharahany (Sal. 109. 8).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa voasoratra ao amin’ny bokin’ny Salamo hoe: «Aoka ho lao ny fonenany ary aoka tsy hisy olona honina ao.» (Sal 69.25) ary koa: «Aoka ho lasan’olon-kafa ny anjara raharahany.» (Sal 109.8)
malagasy
Fa voasoratra eo amin'ny Bokin'ny Salamo hoe: Aoka ho lao ny fonenany, Ary aoka tsy hisy olona honina ao (Sal. 69. 25); ary koa: Aoka ho lasan'olon-kafa ny anjara-raharahany (Sal. 109. 8).