Acts 1:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’ireo lehilahy niaraka tamintsika mandrakariva ireo, raha nifanerasera tamintsika Jesosy Tompo, nanomboka tamin’ny batisan’i Jaona ka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’ireo lehilahy niaraka tamintsika tamin’ny andro rehetra nitoeran’i Jesoa Tompo teto amintsika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao ireo lehilahy mpiara-dia taminay nandritra ny andro rehetra nifaneraseran’i Jesoa Tompo taminay,
Malagasy Bible 1865
Koa amin'ireo lehilahy niaraka teto amintsika mandrakariva ireo, raha niditra sy nivoaka tamintsika Jesosy Tompo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’ireo lehilahy niaraka tamintsika mandrakariva ireo, raha nifanerasera tamintsika Jesosy Tompo, nanomboka tamin’ny batisan’i Jaona ka
malagasy
Koa amin'ireo lehilahy niaraka teto amintsika mandrakariva ireo, raha niditra sy nivoaka tamintsika Jesosy Tompo,