Acts 1:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatramin’ny andro nampiakarana Azy niala tamintsika, dia tokony hisy iray ho namantsika mba ho vavolombelon’ny nitsanganany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatramin’ny nanaovan’i Joany batemy Azy ka hatramin’ny andro niakarany any an-danitra, dia aoka hisy anankiray ho namantsîka mba ho vavolombelon’ny nitsanganany ho velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hatramin’ny andro nanaovan’i Jôhany batisa an’i Jesoa ka hatramin’ny andro nanalana Azy taminay sy nampiakarana Azy any an-danitra. Koa amin’ireo no tokony hisy anankiray ho namanay mba ho vavolombelona hanambara fa nitsangana velona i Jesoa Tompo.
Malagasy Bible 1865
hatramin'ny batisan'i Jaona ka hatramin'ny andro nampiakarana Azy niala tamintsika, dia tokony hisy anankiray ho namantsika mba ho vavolombelon'ny nitsanganany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatramin’ny andro nampiakarana Azy niala tamintsika, dia tokony hisy iray ho namantsika mba ho vavolombelon’ny nitsanganany.
malagasy
hatramin'ny batisan'i Jaona ka hatramin'ny andro nampiakarana Azy niala tamintsika, dia tokony hisy anankiray ho namantsika mba ho vavolombelon'ny nitsanganany.