Acts 1:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hahazoany anjara amin’izao fanompoana sy ny maha apostoly izao, izay nialan’i Jodasy ho any amin’ny anjara toerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanana anjara amin’izao fandraharahan’ny Apôstôly izao, izay nialan’i Jodasy hankanesany any amin’ny fitoerany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
handray ny toerana amin’izao fanompoana maha apôstôly izao, fa nilaozan’i Jodasy izany hankanesany any amin’ny toerany manokana.
Malagasy Bible 1865
mba hahazoany anjara amin'izao fanompoana sy ny mah'Apostoly izao, izay nialan'i Jodasy hankanesany any amin'ny fitoerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hahazoany anjara amin’izao fanompoana sy ny maha apostoly izao, izay nialan’i Jodasy ho any amin’ny anjara toerany.
malagasy
mba hahazoany anjara amin'izao fanompoana sy ny mah'Apostoly izao, izay nialan'i Jodasy hankanesany any amin'ny fitoerany.Dia nanao filokana ho azy izy, ka latsaka tamin'i Matia ny filokana; ary izy no lany ho isan'ny Apostoly iraika ambin'ny folo lahy.