Acts 1:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao antsapaka ho azy izy ireo ka nianjera tamin’i Matia ny antsapaka; ary izy izany no lany ho naman’ny apostoly iraika amby folo lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanaovany loka izy roa lahy, ary i Matiasy no nahazo ny loka, ka izy no lany ho isan’ny Apôstôly roa ambin’ny folo lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanaovana antsapaka izy roa lahy, ary voatendrin’ny antsapaka i Matià, ka dia izy no lany ho naman’ny apôstôly 11 lahy.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao filokana ho azy izy, ka latsaka tamin'i Matia ny filokana; ary izy no lany ho isan'ny Apostoly iraika ambin'ny folo lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao antsapaka ho azy izy ireo ka nianjera tamin’i Matia ny antsapaka; ary izy izany no lany ho naman’ny apostoly iraika amby folo lahy.
malagasy
Dia nanao filokana ho azy izy, ka latsaka tamin'i Matia ny filokana; ary izy no lany ho isan'ny Apostoly iraika ambin'ny folo lahy.