Acts 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay tafangona teo dia nanontany Azy hoe: Tompoko, amin’izao va no hampodianao ny fanjakana ho amin’ny Israely?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izay tafangona teo dia nanontany Azy hoe: «Tompoko, amin’izay va no fotoana hanangananao ny fanjakan’i Israely indray?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izay tafangona teo amin’i Jesoa dia nanontany Azy hoe: –Tompo ô, izao ve no fotoana hanarenanao indray ny fanjakana ho an’i Israely?
Malagasy Bible 1865
Koa izay tafangona teo dia nanontany Azy hoe: Tompoko, amin'izao va no hampodianao ny fanjakana ho amin'ny Isiraely?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay tafangona teo dia nanontany Azy hoe: Tompoko, amin’izao va no hampodianao ny fanjakana ho amin’ny Israely?
malagasy
Koa izay tafangona teo dia nanontany Azy hoe: Tompoko, amin'izao va no hampodianao ny fanjakana ho amin'ny Isiraely?