Acts 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nilaza izany Jesosy dia nakarina, raha mbola nijery izy ireo; nisy rahona nitondra Azy ka tsy hitan’ny masony intsony Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nilaza izany Izy, dia nakarina teo anatrehan’izy ireo; ary nisy rahona nanakona Azy, ka tsy hitan’ny masony intsony Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy nilaza izany i Jesoa, dia nakarina any an-danitra teo imason’izy ireo; ary nisy rahona nanakona an’i Jesoa ka tonga tsy hitan’izy ireo intsony Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nilaza izany Jesosy, dia nakarina Izy, raha mbola nijery izy ireo; ary nisy rahona nitondra Azy, ka tsy hitan'ny masony intsony Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nilaza izany Jesosy dia nakarina, raha mbola nijery izy ireo; nisy rahona nitondra Azy ka tsy hitan’ny masony intsony Izy.
malagasy
Ary rehefa nilaza izany Jesosy, dia nakarina Izy, raha mbola nijery izy ireo; ary nisy rahona nitondra Azy, ka tsy hitan'ny masony intsony Izy.