Acts 10:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy iray tany Kaisaria, i Kornelio no anarany ary kapiteny tamin’ny antokon’ny miaramila antsoina hoe Italiana izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tany Sezarea nisy lehilahy anankiray atao hoe Kôrnely, kapiteny tamin’ny antoko miaramila atao hoe Italianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany Kesaria dia nisy lehilahy atao hoe Kôrnely, kapiteny tao amin’ny andian-tafika rômanina atao hoe «andian-tafika Italianina».
Malagasy Bible 1865
Ary nisy lehilahy anankiray tany Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapiteny tamin'ny antokon'ny miaramila atao hoe Italiana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy iray tany Kaisaria, i Kornelio no anarany ary kapiteny tamin’ny antokon’ny miaramila antsoina hoe Italiana izy;
malagasy
[Ny amin'i Kornelio] Ary nisy lehilahy anankiray tany Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapiteny tamin'ny antokon'ny miaramila atao hoe Italiana;