Acts 10:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noana izy ka te hisakafo; fa raha mbola nokarakaraina ny sakafo ho azy dia azon-tsindrimandry izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, dia noana izy ka te hihinana; kanjo, ny olona nanao nahandro ho azy, izy azon-tsindrimandry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary efa noana mafy izy ka te hisakafo; ny olona namboatra sakafo ho azy, izy kosa nisehoam-pahitana mahavariana.
Malagasy Bible 1865
Dia noana loatra izy ka te-hihinana; fa raha mbola natao ny nahandro, dia azon-tsindrimandry izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noana izy ka te hisakafo; fa raha mbola nokarakaraina ny sakafo ho azy dia azon-tsindrimandry izy
malagasy
Dia noana loatra izy ka te-hihinana; fa raha mbola natao ny nahandro, dia azon-tsindrimandry izy