Acts 10:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nahita ny lanitra misokatra sady nisy zavatra midina toa lamba lehibe nampidinina tamin’ny zorony efatra ho amin’ny tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita ny lanitra nisokatra izy sy zavatra anankiray toa lamba lehibe nifatotra tamin’ny zorony efatra, nidina avy any an-danitra ho etỳ an-tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitan’i Petera fa nisokatra ny lanitra ary nisy fasian-javatra nidina avy any: toa lamba lehibe voatana amin’ny zorony efatra, nalatsaka amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
ka nahita ny lanitra misokatra, sady nisy zavatra midina toa lamba lehibe nampidinina tamin'ny zorony efatra ho amin'ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nahita ny lanitra misokatra sady nisy zavatra midina toa lamba lehibe nampidinina tamin’ny zorony efatra ho amin’ny tany;
malagasy
ka nahita ny lanitra misokatra, sady nisy zavatra midina toa lamba lehibe nampidinina tamin'ny zorony efatra ho amin'ny tany;