Acts 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tao anatin’izany dia nisy ny biby rehetra izay manan-tongotra efatra sy ny zava-mandady sy mikisaka etỳ an-tany ary ny voromanidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tao anatiny nisy ny biby rehetra manan-tongotra efatra, sy ny biby mandady etỳ an-tany, ary ny voromanidina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tao anatiny dia nisy biby isan-karazany, ny mandeha tongotra efatra mbamin’ny mikisaka amin’ny tany, ary koa voro-manidina isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
ary tao anatiny nisy ny biby rehetra izay manan-tongotra efatra sy ny zava-mandady sy mikisaka etỳ an-tany ary ny voro-manidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tao anatin’izany dia nisy ny biby rehetra izay manan-tongotra efatra sy ny zava-mandady sy mikisaka etỳ an-tany ary ny voromanidina.
malagasy
ary tao anatiny nisy ny biby rehetra izay manan-tongotra efatra sy ny zava-mandady sy mikisaka etỳ an-tany ary ny voro-manidina.