Acts 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy feo niteny taminy hoe: Mitsangàna, ry Petera; vonoy, ka hano. Fa hoy i Petera: Sanatria, Tompoko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisy feo nanao taminy hoe: «Mitsangàna, ry Piera; mamonoa ka mihinàna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy feo nanao taminy hoe: –Mitsangàna, ry Petera, mamonoa ka mihinàna!
Malagasy Bible 1865
Ary nisy feo nanao taminy hoe: Mitsangàna, ry Petera; vonoy, ka hano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy feo niteny taminy hoe: Mitsangàna, ry Petera; vonoy, ka hano. Fa hoy i Petera: Sanatria, Tompoko!
malagasy
Ary nisy feo nanao taminy hoe: Mitsangàna, ry Petera; vonoy, ka hano.