Acts 10:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mbola nihinana zavatra fady na tsy madio aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly i Piera ka nanao hoe: «Sanatria, Tompoko, tsy mbola nihinan-javatra fady sy maloto aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Petera: –Sanatria, Tompoko! Tsy mbola nihinan-javatra fady na maloto aho!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Petera: Sanatria, Tompoko! fa tsy mbola nihinana zava-padina na tsy madio aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mbola nihinana zavatra fady na tsy madio aho.
malagasy
Fa hoy Petera: Sanatria, Tompoko! fa tsy mbola nihinana zava-padina na tsy madio aho.